|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mivalana
Fototeny  2  valana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mangery, miavela
Marary kibo ka mangery matetika
5  [1.13] marary kibo mipiriritra
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] avoir la diarrhée
Ohatra  7  Lasa nivalana izy [1.1]
8  Mararin' ny inona ity zanakao ity, Ramatoa? -- mivalana izy io, Dokotera [1.1]
Voambolana  9  Fahasalamana
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny mivalana io

Teny iditra (2/3)19  mivalana
Fototeny  20  valana
Sokajin-teny  21  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  22  [1.78] [Tanala] [mivalaña] manara-drian-drano (mifanohitra amin'ny miorike)
23  [1.1] Midina manaraka ny iva; mandeha midina: Mivalana mianatsimo ny renirano rehefa tonga eto
Fanazavàna teny frantsay  24  [1.13] descendre en aval
Haiendriteny 
25  Ny ankehitriny :
26  Ny lasa :
27  Ny hoavy :
28  Filaza mandidy :
Tohi-kevitra  29  miorike

Teny iditra (3/3)30  mivalàna
Fototeny  31  valana
Sokajin-teny  32  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivalana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  33  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  34  [1.3]

Fivaditsoratra  35  manavaly, manivala, milavana, mivalana, mivalàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08