|
|
|
|

Teny iditra1  mivaona
Fototeny  2  vaona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsy mandeha mahitsy: Mivaona ity hazo fisaka ity izany
Mandeha any amin' ny tsy izy: Mivaona izany resatsika izany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to warp; to turn aside from the mark
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] être tordu; se détourner, rater la cible
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny mivaona io

Fivaditsoratra  12  avoanim, iavonam, ivaonam, maivano, manavoy, mañovay, mavoina, miavona, miavòna, mivaona, mivoana, voamany

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20