Teny iditra | mivarotra aina | |
Singan-teny | mivarotra ; aina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2] | |
Tovy hevitra | manao aina tsy ho zavatra ~ mitono aina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |