Teny iditra (1/2) | 1 mivelatra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mitsotra mivalampatra: Nivelatra teo an-tokotany ny tsihy Misokatra: Aoka samy hivelatra eo anoloanareo ny bokinareo Miseho milahatra sy milamina tsara mba hanaitra ny maso: Efa nivelatra ny entan-dRabe no tonga aho Vaky: Mivelatra ny vonindraozy ao an-tokotany Mihaingo, miraratra izaitsizy: Mivelatra erý ry zalahy izany fa fety ny andro! |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to unroll or unfold; to spread out, to open out |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] être déployé, s'épanouir |
Ohatra |
6 [2.324] Ny tarehiny notarafin'ny vonindraozy nivelatra sy ny ravina maitso nanodidina azy, ka tomarataratra. |
Fototeny | 7 velatra |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny mivelatra io |
Teny iditra (2/2) | 15 mivelatra |
Sokajin-teny | 16 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.13] malalaka, midadasika |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.13] large |
Fototeny | 19 velatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/30 |
![]() |