Teny iditra | 1 mivembena |
Fototeny | 2 vembena |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mirondrona, tsy mandeha mahitsy tsara fa mitongilangilana atsy mivezina aroa, ohatra ny olona mamo; miraika sy mitongilangilana miankavia miankavanana eny am-pandehanana: Jereo ange ity mamo mivembena eran' ny arabe Misalasala, miroahana: Tsy hitako be ihany izay hataoko, mivembena aho 5 [1.13] tsy mandeha mahitsy tsara fa mirondrona |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] to reel, to stagger |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] tituber 8 [1.13] se balancer; tituber |
Ohatra |
9 mivembena azon' ny toaka izy [2.996] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mivembena io |
Fivaditsoratra | 14 ivembenam, mivembena |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |