|
|
|
|

Teny iditra1  mivezika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mifindrafindra toerana; mandeha etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany: Nivezivezy tetsy sy teroa izy fa tsy nahita mihitsy izay tena nahafa-po azy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#831] changer souvent de place, aller ça et là
Ohatra  5  [1.436] ka nivezik' atsy nivezika aroa
6  [2.445#43] mivezika atsy, mivezika aroa mitady (b) nefa tsy mahita
Fototeny  7  vezika
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11