Teny iditra mivikina (vikina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandingana misavoana avo dia mikasika ny tany indray, mitsipika, mitsambikina: Lasa tavitra mihitsy io zazalahy io rehefa mivikina ~ Ny sahona dia mahay mivikina aoka izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To leap, to jump [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sauter [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivikina
Ny lasa : nivikina
Ny hoavy : hivikina
Filaza mandidy : mivikìna

Teny iditra mivikìna (vikina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivikina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20