Teny iditra | mivilavila (vilavila) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miolikolika: Mivilavila izany soratrao izany fa amboary tsara Miolanolana: Nivika aho tamin' ny izaho nivilavila nanamboatra ilay taribin-jiro teo iny [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |