Teny iditra vilavila
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olikolika; tsipika melomeloka, miolikolika; fiolanana; famozafozana zavatra eo am-pandraisana azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Zigzag, plis, replis, sinuosités, contours, froissement [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra vilavila
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Simba, tsy misy asany intsony [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31