Teny iditra | mivily (vily) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Tsy manitsy fa mihodina: Nisy vato be nisakana tao ka voatery nivily lalana aho ¶ Miolaka, miolika, misafelika: Mivily any andrefana ity lalana ity ¶ Miala: Nivily tamin' ny tala-mahitsy izy ¶ Mihazo: Nivily nanhamin' ny lala-malama ny fiara ka nihorisa fotsiny ¶ Mibirioka, miviona, mihodivitra: Nivily tany amin' i Koto ny vato natorak' Ibalita ka saiky nahavoa azy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to turn aside, to go astray [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | se détourner du chemin s'égarer [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mivily io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |