|
|
|
|

Teny iditra1  mivily
Fototeny  2  vily
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsy manitsy fa mihodina: Nisy vato be nisakana tao ka voatery nivily lalana aho
Miolaka, miolika, misafelika: Mivily any andrefana ity lalana ity
Miala: Nivily tamin' ny tala-mahitsy izy
Mihazo: Nivily nanhamin' ny lala-malama ny fiara ka nihorisa fotsiny
Mibirioka, miviona, mihodivitra: Nivily tany amin' i Koto ny vato natorak' Ibalita ka saiky nahavoa azy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to turn aside, to go astray
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] se détourner du chemin s'égarer
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny mivily io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11