Teny iditra mivoady (voady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao voady: Nivoady hanao fivahiniana masina izy raha sitrana soa aman-tsara
¶ Mianiana, manome toky; mikasa mafy: Nivoady tsy hisotro toaka intsony Rakoto [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to make a vow [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay faire un voeu [Hallanger 1974]
Endriteny 
mivoady
nivoady
hivoady
mivoadia
Ohatra Sady nivoady tsy hihinana besisika mandra-pahafatiny koa. [Andraina: Mitaraina, takila 243]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2013/05/30