|
|
|
|

Teny iditra1  mivoa-jamala
Singan-teny  2  mivoaka, jamala
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] miseho ho maika izaitsizy, tsy mahandry, mitsanga-mitoetramiandry zavatra
Ohatra  5  Izaho efa mivoajamala miandry anareo! [2.528#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27