Teny iditra mivoaka (voaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miala ao an-trano: Tsy nivoaka ny trano aho efa nisy ho hefarana izay
¶ Miavela, mivalan-drano: Andraso kely, fa lasa nivoaka izy
¶ Mivahiny, mitsangantsangana: Nivoaka any an-tsaha any daholo izy mianakavy
¶ Voalaza am-pahibemaso: Nisy didy nivoaka momba izany indrindra taona itsy
¶ Miseho: Mivoaka daholo ny mòniny raha vao mihinantsakay izy. / Efa nivoaka tamin' ny gazety izany zavatra lazainao izany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mivoaka
nivoaka
hivoaka
mivoàha
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31