Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mivoaka | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Akoholahy kelin' Antananarivo : mivoaka maraina, fa tsy mitsindroka. [2.415 #2989, 2.653 #61] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Petit coq de Tananarive : il sort de bonne heure mais ce n' est pas pour becqueter. [2.415 #2989] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des jeunes débauchés de la ville qui sortaient de bonne heure, mais ce n' était pas pour travailler. [2.415 #2989] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Akoholahin' an-tanantanana : mivoaka maraina fa tsy mitsindroka. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Aza atao akohon’ Aza atao akohon' | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme Ibafo avec ses poules : quand les poules sortent, elles entendent kohokoho le mot qui sert à les appeler ; et quand elles viennent, elles sont frappées. [2.415 #2063] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne faut pas traiter ainsi les gens. [2.415 #2063] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Aza hendry anatiny, tahaka ny samoina, ka raha mivoaka, afatotry ny sasany. [2.653 #385]
Aza hendry anatiny toa samoina, fa nony mivoaka afatotry ny sasany. [2.558 #450] Aza manao handry anatiny toa samoina, ka raha mivoaka afatotry ny sasany. [2.165] Hendry anaty toa samoina fa raha mivoaka afatotry ny sasany. [2.558 #1308] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne soyez pas sage à l' intérieur comme la chrysalide du ver à soie devenue papillon, et qui, une fois hors du cocon, se fait attraper. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Aza kilonga mahay lapa: mivoaka, manao halalaka; miditra, manao tsy ho tery. [2.653 #391, 2.415]
Aza kilonga mahay lapa : mivoaka, manao halalaka, miditra, manao tsy ho tery tongotra aman-tanana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne soyez pas comme les jeunes familiers du palais : quand ils sortent ils veulent être au large et quand ils rentrent ils ne veulent pas être à l' étroit. [2.415 #1557] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe se disait de la fierté de ces jeunes gens. [2.415 #1557] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Aza manao foza kely anaty lavaka : Halorina tsy azo, Aza manao foza kely anaty lavaka : halorina tsy azo ; Aza manao foza kely anaty lavaka : halorina, tsy azo; Foza kely anaty lavaka : halorina, tsy azo ; | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme le petit crabe dans un trou : si on enfonce le bras, on ne l' attrape pas ; si on lui jette de l' eau, il ne veut pas sortir mais il se contente de lever ses pattes dans son trou et feint de demander : est-ce que je vous conviens? [2.415 #1755]
Petit crabe dans un trou : avec la main on ne l' atteint pas ; si on lui jette de l' eau il ne veut pas sortir ; mais il reste blotti au fond. [2.415 #3676] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des femmes ou filles qui se faisaient désirer. [2.415 #1755]
Se disait des gens qui restent blottis chez eux, au lieu d' aller avec les autres et de prendre part aux travaux communs ; se disait aussi des jeunes filles qui ne répondaient pas aux avances qui leurs étaient faites. [2.415 #3676] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Aza manao papango lahy anaty katsaka, ka tsy misy lahy afa-tsy izaho na izay mivoaka babany avokoa. [2.558 #556]
| ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny samy mahakinga na mahay ny olona maro mifandimby manao zavatra imasom-bahoaka. [1.1]
Ilazana ny mpifaninana, ka izay miseho mahay daholo. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Aza mitondra teny mivoaka. [2.415 #1068] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne répandez pas au-dehors les secrets de famille. [2.415 #1068] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Kasy mivoaka tahaka ny mpanasa lamban' Antananarivo. [2.558 #1603] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Malahelo, ka nony maraina fivoaka toy ny hangataka, ary raha hariva fivoaka, heverin' ny sasany Malahelo mivoaka maraina : ataon' ny olona hangalatra ; mivoaka hariva : ataon' ny olona hisakana. [2.165 #1454, 2.415 #2518] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le pauvre qui sort le matin, on dit qu' il va voler ; il sort le soir, on dit qu' il va détrousser les gens. [2.415 #2518]
Quand un pauvre sort le matin, les gens disent qu' il va voler; et s' il sort le soir, on pense que c' est pour détrousser quelqu' un. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Malahelo | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Miditra manambolo, mivoaka manambolo. [2.415 #1153, 2.558 #152, 2.653 #1744, 2.165]
Mivoaka manambolo, miditra manambolo. [2.415 #1153] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Être indiscret (litt. flairer) en entrant, être indiscret en sortant. [2.165]
Sortant de la maison paternelle elle emporte avec elle le parfum de son frère ; elle retrouve ce parfum lorsqu' elle revient après avoir été répudiée par son mari. [2.415 #1153] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le frère est toujours l'appui de sa soeur quand les autres secours lui font défaut. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Miditra | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Mitsanga-mitoetra tahaka ny akoho mantsina atody. [2.558 #2499]
Mivoaka sy Mivoaka sy Mivoaka sy Mivoaka sy miditra matetika toy ny akoho mantsina atody. [2.415 #3044] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les libertins et les scandaleux qui ne font que sortir et rentrer et portent la mauvaise odeur de leur conduite, sont comme la poule qui ne peut plus couver parce que les oeufs sont gâtés et qui porte la mauvaise odeur des oeufs pourris. [2.415]
Qui ne fait qu' entrer et sortir comme une poule (couveuse) dont les œufs sont pourris. [2.165 #1005] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Mpivaro-by : mivoaka hatatao, miditra raisina. [2.558 #2636] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Ny azo amin' ny makarakara mivoaka amin' ny loadoaka. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Izay azo amin' ny tsy rariny matetika lany amin' ny tsinontsinona. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Ny mpamosavy aza mivoaka misasaka alina dia hita ihany, ka indrindra fa izay manao ratsy antoandro. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On voit même les sorciers sortant à minuit, et combien mieux ceux qui font du mal en plein jour. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Ny vitsika no keliray, ny fanompoana no mafy : mivoaka, mitondra tany ; miditra, mitondra hanina ; kanefa nony tonga, ny tsy naka no homana. [2.415 #731, 2.653 #2481] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si les fourmis sont chétives, c' est que leur corvée est rude : en sortant elles portent de la terre ; en rentrant elles apportent des provisions ; mais quand elles arrivent, c' est celui qui n' a pas amassé qui mange tout. [2.415 #731] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe qui s'appliquait aux exacteurs, fait allusion au serpent renimandotra ; les Malgaches disaient que ce serpent habitait les fourmilières et était nourri par les fourmis qui à leur tour mangeaient son cadavre. [2.415 #731] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Ondry mivoaka maraina : bokan' ny ataony. [2.653, 2.415]
Ondry mivoaka maraina ka bokan' ny ataony. [2.558 #3463] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Brebis qui sortent de bon matin : elles deviennent lépreuses par leur propre faute. [2.415 #3058] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des libertins et des libertines. [2.415 #3058] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Raha | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Sokina mitsoka sodina : ny mivoaka no be noho ny miditra. [2.415 #6038]
Sokina nitsoka sodina, ka ny mivoaka no be noho ny miditra. [2.558 #3923] Sokina nitsoka sodina : ny mivoaka no be noho ny miditra. [2.653 #2919] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Hérisson qui souffle dans une flûte : le souffle qui sort est plus abondant que celui qui entre. [2.415 #6038] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des ignorants qui veulent faire ce qu'ils ne sauraient faire. [2.415 #6038] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Toy ny | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Toy ny trano vaky vovonana ka mitondra teny mivoaka. [2.165 #551, 2.653 #3242, 1.1]
Toy ny trano vaky vovonana : ka mitondra teny mivoaka ary ny mitete ambiny ihany. [2.558 #4345] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana izay tsy mahatam-bava ka milazalaza any ivelany izay tsy tokony ho fantatry ny olona. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Semblable à une maison ouverte par le faîte et qui laisse échapper les paroles (dites à l' intérieur). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Tsy kofehy no nafehy trano, fa zaza no miandry trano, ka ny miditra hitany, ary ny mivoaka hitany. [2.415 #1007, 2.653 #3359]
Tsy kofehy no nafehy trano, fa zaza no miandry trano, ka ny miditra hitany, ny mivoaka hitany. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce n' est pas une corde qui sert à fermer la maison, mais c' est un enfant qui garde la case : ce qui entre il le voit, ce qui sort il le voit. [2.415 #1007] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C'était me grande pensée malgache que l' enfant consolidait le foyer et rendait plus stable l'union des parents ; on employait aussi ce proverbe pour dire qu'on savait tout ce qui s' était passé. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Tsy misy adala tahaka ny Tsy misy adala tahaky ny kisoa ; nefa nony mivoaka, manao tondro molotra. [2.415 #598] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il n' y a pas plus sot qu' un porc, et pourtant lorsqu' il sort, il fait des signes en allongeant les lèvres. [2.415 #598] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe fait allusion à la vente perfide et rusée d'un esclave ou d' un homme libre, en l' indiquant des lèvres. [2.415 #598] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Tsy misy zazakely vao | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vous n' êtes pas un enfant à qui on montre la route qu' il doit suivre ; vous n' êtes pas un poussin aveugle qui aille au nord, à la place d'honneur, quand on le chasse, ou qui sorte du parc quand on y jette du riz pour lui. [2.415 #6134] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des personnes sages et fidèles. [2.415 #6134] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Tsinombina anaty katsaka: mivoaka iray, izaho no babany ; mivoaka iray, izaho no rainy. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | Tsinombina anaty katsaka : mivoaka iray ka izaho no dadany, mivoaka koa ny hafa, ka izaho no rainy. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Vato navalavala voay, ny Vato navalavala voay: ñy Vato natora-mamba: ny notorahana tsy nipoitra; ny natoraka tsy niseho. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||