Teny iditra | 1 mivoatra |
Fototeny | 2 voatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Milamina: Mivoatra tsara ny bokinao ato en' efitranonao Mandroso, mihatsara: Tokony hivoatra hatrany ianareo fa tsy hianina fotsiny amin' izao toetra anananareo izao Miendrika: Mivoatr' adala Rangahy io |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be well arranged |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] être bien arrangé; s'améliorer; évoluer |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 ivarotam, miavotra, mivarota, mivoatra, varo-maty, voamitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |