Teny iditra (1/2) | 1 mivofy |
Fototeny | 2 vofy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manala ny hoditra: Mivofy ovy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to peel fruit or vegetables |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#846, 1.8, 1.196] éplucher 7 [1.3#846, 1.196] enlever la peau, l'écorce 8 [1.3#846] enlever l'enveloppe |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 12 mamofy |
Teny iditra (2/2) | 13 mivofy |
Fototeny |
14 vofy> |
Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] Manazava: Mivofy ny soratra masina |
Fanazavàna teny anglisy |
17 [1.7] to explain |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3#846, 1.8] expliquer |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |