Teny iditra vofy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanalana ny hodi-javatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]
Famaritana frantsay (pour voaofy) action d'éplucher, d'enlever l'écorce [Abinal 1888]
Famaritana frantsay (contraction de voaofy). Action d'éplucher, de décortiquer, d'enlever l'écorce [Boiteau 1997]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra ofy ~ vaofy

Teny iditra vofy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fanazavana teny na lohateny iray. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]
Famaritana frantsay (contraction de voaofy). Action de commenter, d'analyser, d'interpréter, d'expliquer [Abinal 1888]
Sampanteny 

2019/08/06