|
|
|
|

Teny iditra1  mivoho-mamba
Singan-teny  2  mivoho, mamba
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tsy manaiky ny mpitondra; tsy manaiky tsy mandà, na mihenahena amin' ny fanoavana ny didy aman-dalàna.
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415#361] Ceux qui refusent obéissance au gouvernement sont rugueux comme le dos du caïman. On employait aussi cette expression : rugueux comme le dos du caïman, pour dire que la peau était dure et rugueuse.
Ohatra  6  Radama Manjaka namory ny anivon' ny riaka, sy nanao salaka fohy, sy namory ny ambani-lanitra, izay tsy mirokaroka, ary izay tsy mivoho-mamba, sy izay manoa sy manasina, ary mifaly ny Manjaka [2.857]

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/03