Teny iditra (1/3) | 1 mivovò |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] (alika) mikiakiaka mitady hanaikitra na hampitahotra: mivovò ny mpandalo ity alika ity |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to bark |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] aboyer |
Ohatra |
6 [2.347#72] Ny alika handramatra tsy mivovo. 7 [2.285#] aza tsy mahavely vava amboa mivovo. 8 [2.588#] Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao. |
Voambolana |
9 Feo 10 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Fototeny | 11 vovo |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 15 mivovo |
Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] manao an-kasomparana, mankahala, manao an-dolompo |
Fototeny | 18 vovo |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 22 mivovo |
Sokajin-teny | 23 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.78] [Taisaka]
mitsikilo, mitily |
Fivaditsoratra | 25 mivovo, mivovò, vovoim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/20 |
![]() |