|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mivo
Fototeny  2  vovo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] (alika) mikiakiaka mitady hanaikitra na hampitahotra: mivovò ny mpandalo ity alika ity
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to bark
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] aboyer
Ohatra  7  Ny alika handramatra tsy mivovo. [2.347#72]
8  aza tsy mahavely vava amboa mivovo. [2.285#]
9  Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao. [2.588#]
Voambolana  10  Feo
11  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :

Teny iditra (2/3)15  mivovo
Fototeny  16  vovo
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1] manao an-kasomparana, mankahala, manao an-dolompo
Haiendriteny 
19  Ny ankehitriny :
20  Ny lasa :
21  Ny hoavy :

Teny iditra (3/3)22  mivovo
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  24  [1.78] [Taisaka] mitsikilo, mitily

Fivaditsoratra  25  mivovò, mivovo, vovoim

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08