Teny iditra | 1 mizaha |
Fototeny | 2 zaha |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandeha mijery: Lasa nizaha hira gasy izy telo mianaka Mitady, mikaroka zavatra: Tapak' andro maninjitra aho no nizaha ny solomasoko Mitsapa: Mizaha toetra ny mpiasa matetika ny mpampiasa 5 [1.78] [Bezanozano] mijery 6 [1.78] [Sihanaka] mijery, mitazana, mitady |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] Regarder, considérer, chercher; sonder |
Ohatra |
8 ary indroa izy no mizaha ny zaza amy ny indrai-andro; [2.59] 9 Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila. [2.528] 10 Ary hoy Lord Palmerston, ento mizaha ny zavatra rehetra izy ry Mr Freeman. [2.366] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny mizaha io |
Fivaditsoratra | 21 hazaim, ihazam, izaham, mihazà, mihaza, mizaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |