Teny iditra | 1 mizaha fandrin' omby |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mitaikilo, mitily; mihainohaino na mijerijery izay ataon' ny olona aloha vao manapa-kevitra raha mba hanao koa; ilazana ny olona tsy mbola tapa-kevitra fa mandinidinika ny toe-javatra manodidina |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Regarder comment est couché un bœuf ; sonder le terrain, les gens, leur conduite |
Singan-teny | 5 mizaha, fandry, omby |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |