|
|
|
|

Teny iditra1  mizaha fandrin' omby
Singan-teny  2  mizaha, fandry, omby
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mitaikilo, mitily; mihainohaino na mijerijery izay ataon' ny olona aloha vao manapa-kevitra raha mba hanao koa; ilazana ny olona tsy mbola tapa-kevitra fa mandinidinika ny toe-javatra manodidina
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Regarder comment est couché un bœuf ; sonder le terrain, les gens, leur conduite

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07