|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mizara
Fototeny  2 zara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitantana: Hizara vary ho an' ny tra-boina ny fanjakana
5 Mitoko: Nizara efatra ny mpisambotra ilay mpangalatra
6 Misampana: Mizara roa ny lalana rehefa tonga eo
7 Mandidy: Iza no nizara roa an' ity voankazo ity? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to divide out, to distribute; to be divided [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 diviser, distribuer [1.3.fr#868, 1.8]
10 faire des lots
11 être divisé, être partagé, se diviser, être en partitions, se séparer en [1.3.fr#868]
12 diviser [1.13.fr#149]
Ohatra  13  mizara firy izy io? [2.314#59]
14  Ny trondro anefa tsy ampy mizara akory. [2.442#66]
15  Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa; [2.314#59]
16  Tsy ampy mizara ity hena ity (Cette viande ne suffit pas pour être partagée) [1.3#868]
17  mizara voankazo amin’ ny mpianatra izy (Il partage des fruits entre les élèves. Il distribue des fruits aux élèves) [1.3#868]
18  mizara telo ny tanimbarinay izao (Notre rizière est maintenant partagée en trois, nos rizières sont maintenant partagées entres trois, ont trois maîtres) [1.3#868]
Haiendriteny 
19  Ny ankehitriny :
20  Ny lasa :
21  Ny hoavy :
22  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)25  miza
Fototeny  26 zara
Sokajin-teny  27  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mizara [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1#749]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#868]

Teny iditra (3/3)28  mizara
Fototeny  29 zara
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny anglisy  31 division [1.7]
Voambolana  32  Matematika: rafitrisa
Kamban-teny rehetra  33 isa mizara

Fivaditsoratra  34 mariza, 35 mazary, mizarà, mizara, 36 Zamirà

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26