Teny iditra (1/3) | 1 mizara |
Fototeny | 2 zara |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitantana: Hizara vary ho an' ny tra-boina ny fanjakana Mitoko: Nizara efatra ny mpisambotra ilay mpangalatra Misampana: Mizara roa ny lalana rehefa tonga eo Mandidy: Iza no nizara roa an' ity voankazo ity? |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to divide out, to distribute; to be divided |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3.fr#868, 1.8] diviser, distribuer 7 [1.3.fr#868] faire des lots être divisé, être partagé, se diviser, être en partitions, se séparer en 8 [1.13.fr#149] diviser |
Ohatra |
9 mizara firy izy io? [2.314] 10 Ny trondro anefa tsy ampy mizara akory. [2.442] 11 Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa; [2.314] 12 Tsy ampy mizara ity hena ity (Cette viande ne suffit pas pour être partagée) [1.3#868] 13 mizara voankazo amin’ ny mpianatra izy (Il partage des fruits entre les élèves. Il distribue des fruits aux élèves) [1.3#868] 14 mizara telo ny tanimbarinay izao (Notre rizière est maintenant partagée en trois, nos rizières sont maintenant partagées entres trois, ont trois maîtres) [1.3#868] |
Voambolana |
15 Matematika: rafitrisa |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny mizara io |
Teny iditra (2/3) | 27 mizarà |
Fototeny | 28 zara |
Sokajin-teny | 29 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mizara [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
30 [1.1#749] |
Fanazavàna teny frantsay |
31 [1.3#868] |
Teny iditra (3/3) | 32 mizara |
Fototeny | 33 zara |
Sokajin-teny | 34 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
35 [1.7] division |
Voambolana |
36 Matematika: rafitrisa |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 38 azarim, izaram, mariza, mazary, mizara, mizarà, zairam, zaraim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |