Teny iditra | 1 miziriziry |
Fototeny | 2 ziriziry |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miridiridy, mihinjihinjy: Miziriziry ny tanany sy ny tongony Manao ditra, mikiry, mikiribiby: Miziriziry amin' ny heviny ihany izy |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny miziriziry io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |