Teny iditra moana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza olona tsy afaka miteny, tsy mamoa-peo hiteny: Tsy moana hatrany an-kibon-dreniny akory izy fa nisy loza tampoka nahazo azy ka veriny tamin' izay ny fitenenana
¶ Tsy mamaly, tsy miteny tsy mivolana: Nanontaniana izy, nefa tsy niloa-peo fa moana fotsiny tao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy mute; dumb, unable to speak [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay muet [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

2017/06/29