Teny iditra modely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Marika: Ireto ny sary hatao modely
Fakan-tahaka, fakana ohatra, fianarana: Izany lehilahy izany no tokony ho modelintsika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A model [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Modèle [1.8]
Ohatra Modely nasehon'ny Tompo an'i Moizy no nanaovany azy. [2.996]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: modèle.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31