Teny iditra | 1 môderina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 araka ny toetr'andro [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 moderne [1.13] |
Ohatra |
5 Lafo vidy ny kilalao moderina; [2.445#] 6 Misy fanafody moderina vitsivitsy izay manan-danja tokoa ary afaka mamonjy aina. [2.424#] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 8 miredona, miredòna, môderina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18 |