Teny iditra | 1 modia nofo modia sandry |
Singan-teny | 2 modia, nofo, sandry |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] firariana ataon' ny tompon-trano amin' ny sakafo arosony ho an' ny vahiny, ka ny heviny dia hoe "enga anie ka hahasoa sy hahatsara anao iny sakafo vao naroso iny" |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |