Teny iditra mody mandry
Singan-teny mody ; mandry
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tafandry lalana, izany hoe mandry eo amin' ny tanàna iray fa mbola ho any amin' ny tanàna hafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To go to a place for the purpose of doing some business and to sleep there or somewhere near the day before [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Coucher une nuit en voyage [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mody mandry
Ny lasa : nody mandry
Ny hoavy : hody mandry

Teny iditra mody mandry
Singan-teny mody ; mandry
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona maty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To die [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mourir [1.3, 1.8, 1.5]
Ohatra 
1Ny mody mandry sy ny mitampody : ny mody mandry misimisy kokoa [2.558]
2Mbola tsy tapitra tafavoaka izy rehetra dia lasa nody mandry ilay lahi-antitra [2.587]
3Ahoana moa hoy Andrianampoinimerina, fony izy hody mandry ka nanao fara jery an' ilay silaky ny ainy [2.296]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mody mandry
Ny lasa : nody mandry
Ny hoavy : hody mandry
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16