Teny iditra mokoko (koko)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsikoko, loto, mitankosina amin' ny hoditra, kao-bilany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay crasse, couche de saletés sur la peau; croûte comme celle d'une plaie, ou celle du riz attaché à la marmite [Abinal 1888]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31