|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  moky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsato-kazo alevina mafy any anaty tany hamatorana ny omby maditra

Teny iditra (2/3)4  moky
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.13] zava-pihinana tsy nisasarana, otazana na alaina eo anivon'ny zavaboary
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.13] denrée de cueillette

Teny iditra (3/3)8  moky
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.196] (probablement de moky : piquet auquel on attache les animaux mokindambo). Ipomoea sp. (Convolvulaceae). Espèce à feuilles et fleurs très petites, paraissant spéciale au Sud-Ouest. [Mahafaly]
Voambolana  11  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  13  komy, miko, moky

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/07