Teny iditra | mona | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Dongadonga sady botrabotra; entina milaza indrindra ireo zaza sy biby mbola kely ka matavy sy dongadonga. [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Gros, dodu comme un enfant ou un petit animal [1.3] | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | monamona ~ monamonany | |||
Teny iditra | môña | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Moana [1.78] | |||
Fivaditsoratra | maño, mona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |