Teny iditra mondra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Malemy, entina hilazana ny tany efa novolena ela ka lany tsiro: Tany mondra ity ka tsy hahavokatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Mou, se dit d’une terre remuée par un travail assidu, mais épuisée par une incessante production [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra mondra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Plant, repousse [1.13]
  [Betsileo, Betsimisaraka] . Grains de riz qui tombent à terre avant la moisson. Nom donné aussi aux variétés qui perdent facilement leurs grains (dans son sens général, l'adjectif mondra veut dire mou, flasque ; on l'emploie aussi pour qualifier les sols peu productifs). [1.196]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra mondra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Vary dia [1.78]

Teny iditra mondra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Amphotère [1.13]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11