Teny iditra morana (orana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bezanozano, Tanala] avy orana, manorana: Hajakajak'amin'andro moraña, herisandry very fahatane (Very maina toy ny mihazakazaka amin'ny andro morana) [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] manorana [Rakotosaona 1972]
 Misy orana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy rainy [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay pluvieux [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra mañoraña
Mpanahaka  morandava

2011/11/22