|
|
|
|

Teny iditra1  morikaty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] sarakaty, taova manampy amin' ny fandevonan-kanina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] pancréas
Voambolana  5  Haiaina
Tovy hevitra  6  lelakatry, sarakaty

Fivaditsoratra  7  ikitroam, mikitroa, miokitra, miotrika, mirotika, mitraoky, morikaty

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21