Teny iditra | 1 moron-tsiraka |
Singan-teny | 2 morona, tsiraka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 tany an-tsisin-dranomasina [1.1] 5 sisin-tany manamorona, manolotra ny ranomasina [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 bord de la mer [1.3] 7 côte littorale [1.13] |
Ohatra |
8 Migaina sy manempotra ny masoandron' ny morontsiraka atsinanana. [2.499] 9 Zava-maniry toy ny fahita amin' ny morontsiraka rehetra ihany no maniry ao. [2.471] |
Voambolana |
10 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |