|
|
|
|

Teny iditra1  mose
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Teny fanajana
Fanazavàna teny malagasy  4  Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha
5  Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  Mister [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  Monsieur [1.8]
Ohatra  8  Inty toka ny rononon' I mose Sarila; [2.470]
9  Ity mose misy mpiasa ratsy loha, hoy io. [2.472]
Tovy hevitra  10  ramose

Fivaditsoratra  11  meso, mose

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31