Teny iditra ramose
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha. Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: monsieur.
Teny mitovy hevitra mose
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Mba faly amin' ialahy ve Ramose? [Andraina: Mitaraina, takila 13]
2Fantatry Ramose Laborde izany, koa nividy omby be dia be izy, novesarany vary, mangahazo, mofo, lafarina, &, avokoa. [Callet: Tantara]

Teny iditra Ramose
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy jereo Ratsifandrihamanana: Ramose
Mpanoratra 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

2017/10/19