|
|
|
|

Teny iditra1  mose
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha
Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] Mister
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] Monsieur
Ohatra  6  Inty toka ny rononon' I mose Sarila; [2.470]
7  Ity mose misy mpiasa ratsy loha, hoy io. [2.472]
Voambolana  8  Teny fanajana
Tovy hevitra  9  ramose

Fivaditsoratra  10  meso, mose

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21