Teny iditra Mpahary (ary)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy enti-milaza an'Andriamanitra izay nampisy, izany hoe nanao an'izao tontolo izao tamin'ny tsinontsinona [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy the Creator [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay Créateur [Hallanger 1974]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31