Teny iditra (1/2) | 1 mpaka |
Fototeny | 2 aka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ireo antokon' olona miaraka amin-dRazazalahy maka an-dRazazavavy amin' ny andro fampakarana (mifanohitra aminy: mpamoaka) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#13] Celui qui prend l’envoyé auprès de la fiancée pour la conduire au mari |
Ohatra |
6 Mety ho vahoaka mpandevina koa no ho tonga fa tsy mpaka lovia. [2.643#] 7 Ny mpaka tahaka be fahatany dia «tsy Imamo tsy Imerina» no iafarany. [2.436#] 8 Moa mba efa voadinikao fa olona mpitsako sy mpaka mora izay ny Malagasy? [2.296#] |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mpaka io |
Teny iditra (2/2) | 10 mpaka |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.196] (de aka : simulation d'ignorance, feinte). Le mpaka ou mpanaka, c'est le farceur, celui qui fait des plaisanteries. Les fleurs de cet arbuste avec leur ovaire longuement saillant et leurs fruits qu'on compare à un symbole féminin sont l'objet de multiples plaisanteries. Boscia longifolia Hadj-Moust. (Capparaceae). Ref. H.Perrier 18661. On leur attribue des propriétés aphrodisiaques, sans doute en rapport avec la symbolique évoquée plus haut. [Tandroy]
|
Voambolana |
13 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |