| Teny iditra (1/2) | 1 mpamaritra |
| Fototeny | 2 faritra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Sokajin-teny enti-mamaritra, izay mitsinjara ho karazany maro:
5 -- mpamaritra milaza toetra (lanitra manga), 6 -- mpamaritra isa (omby fito), 7 -- mpamaritra filaharana (kilasy fahadimy), 8 -- mpamaritra manondro (ity trano ity), 9 -- mpamaritra malala-kevitra (ny olona sasany), 10 -- mpamaritra manontany (olona iza?), 11 -- mpamaritra matoanteny (marary tokoa) 12 sokajinteny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 adjective
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 mpamaritra isa: adjectif numéral cardinal
[1.13] 15 adjectif [3.1] |
| Ohatra |
16 Ny mpamaritra anarana Le kosa dia tsy anondroana lehilahy fotsiny.
[1.519#]
|
| Voambolana | 17 Haiteny |
| Teny iditra (2/2) | 18 mpamaritra |
| Fototeny | 19 faritra |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 déterminant
22 mpamaritra asa: opérateur 23 mpamaritra hajatena: déterminant d'un endomorphisme 24 mpamaritra ny fifanesena: déterminant du composé 25 mpamaritra roaroa, mpamaritra roa andalana: déterminant 2x2 26 mpamaritra vaventy: déterminant principal [1.13] |
| Voambolana | 27 Matematika: alijebra |
| Fikambanana | 28 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | mpamaritra, 29 mpamiratra, 30 mpiramatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/06 |
|