Teny iditra (1/2) | 1 mpamaritra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 faritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Sokajin-teny enti-mamaritra, izay mitsinjara ho karazany maro: sokajinteny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [3.1] adjective |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] mpamaritra isa: adjectif numéral cardinal 7 [3.1] adjectif |
Ohatra |
8 [1.519#] Ny mpamaritra anarana Le kosa dia tsy anondroana lehilahy fotsiny. |
Voambolana |
9 Haiteny |
Teny iditra (2/2) | 10 mpamaritra |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fototeny | 12 faritra |
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.13] déterminant mpamaritra asa: opérateur mpamaritra hajatena: déterminant d'un endomorphisme mpamaritra ny fifanesena: déterminant du composé mpamaritra roaroa, mpamaritra roa andalana: déterminant 2x2 mpamaritra vaventy: déterminant principal |
Voambolana |
15 Matematika: alijebra |
Fivaditsoratra | 16 mpamaritra, mpamiratra, mpiramatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |