Teny iditra | mpamboly (voly) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Olona manao ho anton-draharaha ny fambolena [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana frantsay | celui qui plante, le jardinier, le cultivateur [Abinal 1888] | ||||
cultivateur [Rajaonarimanana 1995, Boiteau 1997] | |||||
agriculteur [Rajaonarimanana 1995] | |||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mpamboly io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |