Teny iditra | mpamboly (voly) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Olona manao ho anton-draharaha ny fambolena [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Celui qui plante, le jardinier, le cultivateur [1.3] | ||||
Cultivateur [1.5, 1.196] | |||||
Agriculteur [1.5] | |||||
Ohatra |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mpamboly io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |