|
|
|
|

Teny iditra1  mpamerin-drà
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [mpamerindra] Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena)
Voambolana  4  Haiaina
Singan-teny  5  mpamerina, ra
Mpanahaka  6  mpanelira
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02