|
|
|
|

Teny iditra1  mpamerin-drà
Singan-teny  2  mpamerina, ra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  5  Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena) [1.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08